Hankany amin'ny vontoatiny

Giuseppe Conte

Avy amin'i Wikipedia
Giuseppe Conte

Giuseppe Conte (teraka ny 8 Aogositra 1964, tao Volturara Appula) dia manam-pahaizana momba ny lalàna sy mpanao politika italiana (nanomboka tamin'ny 2021, mpikambana ao amin'ny Movimento 5 Stelle, tsy mpikambana teo aloha).

Niasa ho Praiminisitra tao  Italia izy nanomboka ny 1 Jona 2018 ka hatramin'ny 13 Febroary 2021.

Praiminisitr' Italia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitr' Italia mpandimby
Paolo Gentiloni
2016-2018
Giuseppe Conte
2018 - 2021
Mario Draghi
2021-2022

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]