Andriamahazo Gilles
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Gilles Andriamahazo)
Gilles Andriamahazo | ||
Ankapobeny | ||
Anarana | Gilles Andriamahazo | |
Teraka | 5 Mey 1919 | |
Maty | 13 Septembra 1989 | |
Fiaviana sy ny andraikitra | ||
Firenena | Madagasikara | |
Asa : | ||
Fiainana manokana | ||
Gilles Andriamahazo dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Madagasikara teraka tamin' ny 5 Mey 1919 tany Tolagnaro ary maty tamin' ny 13 Septembra 1989) tao Antananarivo.
Nandritra ny Ady Lehibe II dia nanao asa fanompoana tao amin' ny tafika frantsay izy sady nandray anjara tamin' ny ady nataon' ny tafika frantsay amin' ny Aljeriana tia tanindrazana tamin' ireo taona 1950. Nandao ny tafika frantsay izy tamin' ny taona 1976.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1]