Hankany amin'ny vontoatiny

Germplasm Resources Information Network

Avy amin'i Wikipedia

Ny Germplasm Resources Information Network (na GRIN) dia mpizara tranonkala fitahirizana ao anisan' ny National Genetic Resources Programme (NGRP) an' ny United States Department of Agriculture (USDA) izay mitantana tanteraka ny angon-drakitra an-tsolosaina ho an' ny fitrandrahana ny fototarazo rehetra nangonin' ny National Plant Germplasm System (NPGS). Nitarina ho amin' ny fitantanana ny angom-baovao momba ny fametrahana ny ADN an' ny bibikely (tsy manana hazondamosina) sy karazam-biby ary karazana mikrôba ny anjara asany.