George V (Fanjakana Mitambatra)
Fiseho
| George V | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | George V | ||
| Teraka | 23 Jiona 1865 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 20 Janoary 1936 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
George V (George Frederick Ernest Albert; 3 Jiona 1865 - 20 Janoary 1936) dia Mpanjakan'ny
Fanjakana Mitambatra sy ny Fanjakana Britanika, ary Emperora an'i
India
, nanomboka ny 6 Mey 1910 ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1936.
George dia zanaky ny Mpanjaka Edward VII sy ny Mpanjakavavy Alexandra
Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Edward VII 1901-1910 | George V 1910-1936 | Edward VIII 1936-1936 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : George V of the United Kingdom |