Aller au contenu

George Foreman

Avy amin'i Wikipedia
George Foreman

George Edward Foreman (teraka 10 Janoary 1949 tany Marshall, Texas; marty 21 Martsa 2025 tany Houston, Texas) dia mpanao ady totohondry mavesatra amerikana izay naharitra hatramin'ny 1969 ka hatramin'ny 1997 ny asany matihanina - iray amin'ireo asa lava indrindra amin'ny tantaran'ny ady totohondry.

Amin'ny maha mpilalao azy dia nahazo medaly volamena tamin'ny fizarana lanja mavesatra tamin'ny Lalao Olimpika fahavaratra 1968 tany Mexico City izy. Nanomboka tamin'ny Janoary 1973 ka hatramin'ny Oktobra 1974, tompondaka eran-tany tsy iadian-kevitra ny Foreman (WBC, WBA)