Hankany amin'ny vontoatiny

Gentianaceae

Avy amin'i Wikipedia
Gentiana acaulis

Ny Gentianaceae dia fianakavian-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka, ao amin' ny filaharana Gentianales. Matetika izy ireo dia zavamaniry ahitra, ary misy amin' izy ireo ny maniry eo ambonin' ny zavamananaina maty. Hita any amin' ny faritra mangatsiaka ka hatramin' ny trôpikaly ireo zavamaniry ireo. Ity fianakaviana ity dia hita amin' ny toerana rehetra, amin' ny alalan' ny karazana 700 eo ho eo izay mitsinfara amin' ny vondron-karazana 80.

Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG (1998) sy fanasokajiana filôjenetika APG II (2003) dia nampidirana karazana vaovao ny fianakaviana Gentianaceaeary izay misy hazobotry sy hazo ary vahy. Ahitana karazana 1 650 izy io ary mitsinjara amin' ny vondron-karazana 82. Ao amin' ny fanasokajiana APG (1998) sy ny fanasokajiana APG IV (2016) dia mampidirana karazana vaovao ny fianakaviana Gentianaceae, avy eo dia misy karazana 3 204 mitsinjara amin' ny vondron-karazana 110.

Fanasokajiana anatiny

[hanova | hanova ny fango]

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Vondron-karazana 105 no ekena:

  • Adenolisianthus (Spruce ex Progel) Gilg
  • Anthocleista Afzel. ex R.Br.
  • Aripuana Struwe, Maas & V.A.Albert
  • Bartonia Muhl. ex Willd.
  • Bisgoeppertia Kuntze
  • Blackstonia Huds.
  • Calolisianthus Gilg
  • Canscora Lam.
  • Celiantha Maguire
  • Centaurium Hill
  • Chelonanthus (Griseb.) Gilg
  • Chironia L.
  • Chorisepalum Gleason & Wodehouse
  • Cicendia Adans.
  • Comastoma Toyok.
  • Congolanthus A.Raynal
  • Coutoubea Aubl.
  • Cracosna Gagnep.
  • Crawfurdia Wall.
  • Curtia Cham. & Schltdl.
  • Cyrtophyllum Reinw.
  • Deianira Cham. & Schltdl.
  • Djaloniella P.Taylor
  • Duplipetala Thiv
  • Enicostema Blume
  • Eustoma Salisb.
  • Exaculum Caruel
  • Exacum L.
  • Exochaenium Griseb.
  • Fagraea Thunb.
  • Faroa Welw.
  • Frasera Walter
  • Geniostemon Engelm. & A.Gray
  • Gentiana Tourn. ex L.
  • Gentianella Moench
  • Gentianopsis Ma
  • Gentianothamnus Humbert
  • Gyrandra Griseb.
  • Halenia Borkh.
  • Helia Mart.
  • Hockinia Gardner
  • Hoppea Willd.
  • Irlbachia Mart.
  • Ixanthus Griseb.
  • Jaeschkea Kurz
  • Karina Boutique
  • Klackenbergia Kissling
  • Kuepferia Adr.Favre
  • Lagenanthus Gilg
  • Lagenias E.Mey.
  • Latouchea Franch.
  • Lehmanniella Gilg
  • Limahlania K.M.Wong & Sugumaran
  • Lisianthius P.Browne
  • Lomatogoniopsis T.N.Ho & S.W.Liu
  • Lomatogonium A.Braun
  • Macrocarpaea (Griseb.) Gilg
  • Megacodon (Hemsl.) Harry Sm.
  • Metagentiana T.N.Ho & S.W.Liu
  • Microrphium C.B.Clarke
  • Neblinantha Maguire
  • Neurotheca Salisb. ex Benth. & Hook.f.
  • Obolaria L.
  • Oreonesion A.Raynal
  • Ornichia Klack.
  • Orphium E.Mey.
  • Phyllocyclus Kurz
  • Picrophloeus Blume
  • Potalia Aubl.
  • Prepusa Mart.
  • Pterygocalyx Maxim.
  • Purdieanthus Gilg
  • Pycnosphaera Gilg
  • Rogersonanthus Maguire & B.M.Boom
  • Roraimaea Struwe, S.Nilsson & V.A.Albert
  • Sabatia Adans.
  • Saccifolium Maguire & Pires
  • Schenkia Griseb.
  • Schinziella Gilg
  • Schultesia Mart.
  • Sebaea Sol. ex R.Br.
  • Senaea Taub.
  • Sinogentiana Adr.Favre & Y.M.Yuan
  • Sinoswertia T.N.Ho, S.W.Liu & J.Q.Liu
  • Sipapoantha Maguire & B.M.Boom
  • Swertia L.
  • Symbolanthus G.Don
  • Symphyllophyton Gilg
  • Tachia Aubl.
  • Tachiadenus Griseb.
  • Tapeinostemon Benth.
  • Tetrapollinia Maguire & B.M.Boom
  • Tripterospermum Blume
  • Tubella Archila
  • Urogentias Gilg & Gilg-Ben.
  • Utania G.Don
  • Valdesiana Z.Díaz & M.Escudero
  • Veratrilla Franch.
  • Voyria Aubl.
  • Voyriella (Miq.) Miq.
  • Xestaea Griseb.
  • Yanomamua J.R.Grant, Maas & Struwe
  • Zeltnera G.Mans.
  • Zonanthus Griseb.
  • Zygostigma Griseb.