Hankany amin'ny vontoatiny

Gent

Avy amin'i Wikipedia

51°03′N 03°43′E / 51.050°N 3.717°E / 51.050; 3.717

Gent
-
Velarantany156,18 km2
Haavo
Isan'ny mponina269,597
Ben'ny tanàna
Firenena Belzika
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaGent na Gand
Antwerpen

I Ghent na Gent (frantsay: Gand) dia tanàna faharoa lehibe indrindra any  Belzika taorian'i Antwerpen. Misy mponina 269.597 ary renivohitry ny faritanin'i Flanders Atsinanana.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Gent dia eo amin'ny 50 kilometatra miala an'i Brussel any atsimo atsinanana ary Antwerpen any avaratra atsinanana, raha eo amin'ny 40 kilometatra miala an'i Bruges, Kortrijk ary Roeselare any andrefana no misy azy.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]