Hankany amin'ny vontoatiny

Gelasius II (papa)

Avy amin'i Wikipedia
Gelasius II
Ankapobeny
AnaranaGelasius II
Teraka1060 na Septambra 1064
Toerana-
Maty29 Janoary 1119
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Italia
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Gelasius II (frantsay: Gélase II) * teo anelanelan'ny 1060 sy Septambra 1064 tao Gaeta; † 29 Janoary 1119 tao Cluny) dia Papa nanomboka tamin'ny 1118 ka hatramin'ny nahafatesany. Ny anarany tany am-boalohany dia voatanisa amin'ny teny italianina hoe Giovanni da Gaeta.

Maty tao Cluny (Frantsa) i Gelasius II tamin'ny 29 Janoary 1119, taorian'ny herintaona naha-pôntika azy.