Aller au contenu

Gametôfita

Avy amin'i Wikipedia
Kisary mampiseho ny fifandimbiasam-taranaka eo amin' ny spôrôfita diplôida (eo ambany) sy ny gametôfita haplôida (eo ambony)

Ny gametôfita dia endrika fiomanana amin' ny fananahana ara-pitaovam-pananahana eo amin' ny gameta lahy sy vavy (fitsaihana), izay singa fototra amin' ny tsingerin' ny fananahana ao amin' ny zavamaniry maro. Izy io dia zavamananaina vokatry ny fitsimohan' ny spôra sady famokarana gameta, io zavamananaina io dia endrika mandalo fotsiny ary tsy mitovy amin' ny zavamaniry-reny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]