Gadôliniôma
Fiseho
Ny gadôliniôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Gd izy sy manana laharana atômika 64 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 7,90 mg/sm3.