Aller au contenu

Gabriel Boric

Avy amin'i Wikipedia
Gabriel Boric
Ankapobeny
Anarana Gabriel Boric
Teraka 11 Febroary 1986
Toerana -
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Silia
Asa :
Fiainana manokana
Gabriel Boric

Gabriel Boric Font dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Silia teraka ny 11 Febroary 1986 tao Punta Arenas.

Izy no filohan'i Silia nanomboka ny 11 martsa 2022, ka nahatonga azy ho zandriny indrindra teo amin'ny tantaran'ny firenena. Teo aloha dia solombavambahoaka siliana izy teo anelanelan'ny taona 2014 sy 2022.

nodimbiasany Filoham-pirenena Silia mpandimby
Sebastián Piñera
2010-2014 sy 2018-2022
Gabriel Boric
2022-
??