Germplasm Resources Information Network
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny GRIN)
Ny Germplasm Resources Information Network (na GRIN) dia mpizara tranonkala fitahirizana ao anisan' ny National Genetic Resources Programme (NGRP) an' ny United States Department of Agriculture (USDA) izay mitantana tanteraka ny angon-drakitra an-tsolosaina ho an' ny fitrandrahana ny fototarazo rehetra nangonin' ny National Plant Germplasm System (NPGS). Nitarina ho amin' ny fitantanana ny angom-baovao momba ny fametrahana ny ADN an' ny bibikely (tsy manana hazondamosina) sy karazam-biby ary karazana mikrôba ny anjara asany.
Tetikasa tohanany
[hanova | hanova ny fango]Ny iraka ôfisialy sahanin' ny tetikasa GRIN dia ny hanohana ireto tetikasa manaraka ireto:
- National Animal Germplasm Program (NAGP);
- National Plant Germplasm System (NPGS);
- National Microbial Germplasm Program (NMGP);
- National Invertebrate Germplasm Program (NIGP).
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Tranonkala ôfisialy: https://www.ars-grin.gov/