Hankany amin'ny vontoatiny

Furcraea longaeva

Avy amin'i Wikipedia
Furcraea longaeva

Ny Furcraea longaeva dia karazana zavamaniry mamony, taretra, ao amin' ny vondron-karazan Furcraea ao amin' ny zana-pianakaviana Agavoideae, ao amin' ny fianakaviana Asparagaceae. Ny teny hoe "longaeva" dia avy amin' ny teny latina hoe "longus", midika hoe "lava", ary ny hoe "aevrn", midika hoe "androm-piainana", ary ilazana ny fahela velon' ny ilay karazana. Ity karazana ity no manana vondrom-bony avo indrindra ao anatin' ny vondron-karazana Furcraea.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]