Hankany amin'ny vontoatiny

Friedrich III (emperora)

Avy amin'i Wikipedia
Friedrich III (emperora)
Ankapobeny
AnaranaFriedrich III (emperora)
Teraka18 Oktobra 1831
Toerana-
Maty15 Jiona 1888
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Empira Alemàna
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana
Emperor Friedrich III

Friedrich III, (Friedrich Wilhelm Nikolaus Karl von Preussen no anarany feno) (* 18 Oktobra 1831 tao Potsdam; † 15 Jiona 1888 Potsdam), taorian'ny 28 taona naha-Prince, dia Mpanjakan'i Prosia nandritra ny 99 andro ary noho izany dia Emperora ny  Empira Alemàna

Nanjaka 99 andro monja i Friedrich III. Nandimby azy i Wilhelm II zanany