Hankany amin'ny vontoatiny

Frezy

Avy amin'i Wikipedia
Fragaria × ananassa

Ny frezy dia karaza-javamaniry safiotra ao amin' ny fianakaviana Rosaceae, fantatra amin' ny anarana hoe Fragaria × ananassa, izay ambolena maneran-tany hahazoana voany. Ny voany dia be mpitia noho ny hanitra mampiavaka azy, ny lokony mena mamiratra, ny firafiny be ranony ary ny hamaminy.

Voankazo frezy

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]