Frederik II (Danemark sy Norvezy)
Fiseho

Frederik II (* 1 Jolay 1534 tao Haderslev; † 4 Aprily 1588 tao Antvorskov akaikin'i Slagelse) dia mpanjakan'i Danemark sy Norvezy nanomboka tamin'ny 1559 ka hatramin'ny 1588.
Fiainana
[hanova | hanova ny fango]Izy no lahimatoan'i Christian III. Danemark sy Dorothea vadiny avy any Saxe-Lauenburg. Ny zanany dia Christian IV de Danemark.