Frantsay (teny mitovy fanoratra)
Fiseho
Misy pejy mitovy anarana amin' ny frantsay ato. Ity teny ity dia mety manindro:
- ny fiteny frantsay izay fiteny any Frantsa.
- ny Repoblika Frantsay na République Française, firenena any Eorôpa ao anatin' ny Vondrona Eorôpeanina.
Ny frantsay dia mpamaritra anarana ampiasaina rehefa miresaka momba an' i Frantsa. Avy amin' ny teny frantsay hoe français (API : [frãse]) io teny io, ary navadiky ny fiteny malagasy hoe frantsay satria ny fomba fanoratana ny teny malagasy dia fomba fanoratana ara-peo.