Hankany amin'ny vontoatiny

Franckfort/Main

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Frankfurt (Main))

50°07′N 08°41′E / 50.117°N 8.683°E / 50.117; 8.683

Franckfort/Main
Velarantany248,31 km2
Isan'ny mponina773,068
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanànade:Mike Josef
Firenena Alemaina
FanjakanaHessen
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaFrankfurt / Maik

I Frankfurt dia tanàna lehibe ao amin' ny tapany atsimon' i Alemaina, ao amin' ny fanjakan' i Hessen, eo amin' ny ony Main. Atao hoe Frankfurt am Main izy amin' ny teny alemana: fa Francfort-sur-le-Main kosa amin' ny teny frantsay. Misy mponina miisa 773 068 ny ao.

Franckfort

Olo-malaza avy ao Franckfort

[hanova | hanova ny fango]

Baolina kitra

[hanova | hanova ny fango]


Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]