Frank Farian
Fiseho
| Frank Farian | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Frank Farian | ||
| Teraka | 18 Jolay 1941 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 23 Janoary 2024 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Frank Farian, (* 18 Jolay 1941 ho Franz Reuther tao Kirn,
Alemaina; † 23 Janoary 2024 tany Miami) dia mpamokatra mozika alemà, mpamoron-kira ary mpihira. Iray amin'ireo mpamokatra mozika alemà nahomby indrindra izy ary nanangana vondrona toa an'i Boney M sy Milli Vanilli.
Namidy maherin'ny 800 tapitrisa maneran-tany ny vokatra nataony.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Frank Farian |