Hankany amin'ny vontoatiny

Fototarazo

Avy amin'i Wikipedia
Fototarazo

Ny fototarazo dia singa fototra amin' ny fandovan-toetra na tarazo amin' ny biôlôjia. Izy io dia tandahatra ADN izay ahitana ny fampahalalana ilaina amin’ ny famokarana môlekiola manana anjara asa voafaritra, izay matetika prôteinina na ARN indraindray.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]