Formentera
Fiseho


Formentera dia nosy espaniola any amin'ny Ranomasina Mediteranea (izay an'ny Nosy Baleares) miaraka amin'i Mallorca, Menorca, ary Ibiza.
Formentera no nosy kely indrindra sy atsimo indrindra. Mirefy 83,24 kilometatra toradroa ny velarantany, anisan'izany ireo nosy kely any ivelany. Ny isam-ponina dia 10.583 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2011.