Hankany amin'ny vontoatiny

Fonon-taovam-pananahana (zavamaniry)

Avy amin'i Wikipedia

Ny fonon-taovam-pananahana dia fonosana miaro ny taovam-pananahana ao amin' ny vonin-javamaniry (lahimbony sy vavimbony). Tafiditra ao anatin' izany ny vondron-dravimbony voaforon' ny ravimbony sy misahana asa momba ny famaitso, avy eo ny vondrom-pelambony misy felam-bony (manify sy miloko) izay mahasarika biby mpamindra vony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]