Hankany amin'ny vontoatiny

Foko (karazan-javamaniry)

Avy amin'i Wikipedia

Ny foko dia karazan-javamaniry roa samy hafa ao amin' ny fianakaviana Fabaceae sy Apocynaceae:

  • Eriosema procumbens (izay atao hoe avokombiby, foko, kimaogaga na kofolona, amin' ny teny malagasy)
  • Cynanchum junciforme (izay atao hoe belahazotany, foko, fokotohatra, fokotohatse, kidorika, kifofo, kifofoka, kifoka, kifoko, kimaogaga, kitsangana, amin' ny teny malagasy)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]