Hankany amin'ny vontoatiny

Farifitra mena

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fodiala)
Farifitra mena

Ny farifitra mena dia karazam-boronkely tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara, ao amin' ny fianakaviana Bernieridae. Oxylabes madagascariensis ny anarany ara-tsiansa. Ny vondron-karazana na sokajy misy azy (Oxylabes) dia tsy ahitana afa-tsy io karazany io (tsy misy karazana hafa fantatra).

Anarany amin' ny teny malagasy

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny anaran' io karazam-borona io amin' ny teny malagasy: fodiala, farifitra mena, sirontsirona, vangamaintiloha.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]