Fluminense
Fiseho


Ny klioba baolina kitra Fluminense (Fluminense Football Club), antsoina matetika hoe Fluminense, no klioba baolina kitra tranainy indrindra ao amin'ny tanàn-dehibe Breziliana ao Rio de Janeiro.
Fluminense dia iray amin'ireo klioba baolina kitra manan-danja indrindra ao amin'ny firenena ary efa nahazo ny tompondaka nasionaly efatra. Niorina tamin'ny 1902 izy io.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Fluminense Football Club |