Hankany amin'ny vontoatiny

Taovam-pananahan' ny vehivavy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fivaviana)
Taovam-pananahan' ny vehivavy

Ny fivaviana na taovam-pananahan' ny vehivavy na dia taova eny amin' ny vehivavy izay mandray anjara amin' ny fananahana sy ny firaisana ara-nofo. Izy io dia ahitana ny vavam-pivaviana, ny lalanjaza, ny tranonjaza, ny lalan-tsiry, ary ny fihary atodinaina. Ahitana karazan-javamaniry bitika maro manokana ny ampahany amin' ny taovam-pananahana ao anatin' ny vatana, sady manana fomba fiarovana isan-karazany izay mifameno sy miara-miasa natao hiadiany amin' ny mety hahavoan' ny aretina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]