Hankany amin'ny vontoatiny

Fitsarana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fitsarana dia vondrona andrim-piarahamonina (pôlisy, tribonaly, fonja, sns.) izay mampanaja fanjakana tan-dalàna. Heverina ho fototra amin' ny fampiharana ny lalànan' ny fahefana mitondra, izay mety ho ara-dalàna na tsia. Natao hanafay ireo izay tsy manaja ny lalàna ny fitsarana, amin' ny alalan' ny sazy mikendry ny hampianarana azy ireo ny lalàna, sy indraindray koa mikendry ny fampampandraisana anjara azy ireo amin' ny fanarenana ny fahavoazana nateraky ny zavatra nataony amin' ny hafa, na amin' ny fananan' olona manokana na amin' ny fananana iombonana na amin' ny tontolo iainana.