Fiteny romainina
Avy amin'i Wikipedia
Ny fiteny romana (limba română /'limba ro'mɨnə/ na româneşte /ro'mɨneʃte/) dia teny ofisialin'i Romania. Io fiteny io dia teny voasintona avy amin'ny teny latina (teny indô-eorôpeanina). Misy olona 24 tapitrisa no miteny romana, indrindra any Romania (limba română /'limba ro'mɨnə/) sy any Moldavia (limba moldovenească /'limba mol'doveněaskə/).
Avy any amin'ny latina ny 80%n-ny ten'ny fiteny romana. Misy teny 60 na 300 eo ny teny avy any amin'ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15% eo no avy any amin'ny fiteny slavy (Rosy, Poloney sns.)