Fiteny kormanjy

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny kormanjy na fiteny kiorda avaratra (amin' ny teny kiorda: Kurmancî کورمانجی), dia iray amin' ireo endriky ny fiteny kiorda. Ny Kiorda any amin' ny tapany avaratr' i Siria sy any Iràka, any Iràna, any Torkia ary any amin' ireo repoblika sôvietika teo aloha no miteny kormanjy, izay manodidina ny 60 % amin' ny mpiteny kiorda. Fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny vondrom-piteny iraniana io fiteny io.