Fiteny giha
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Fiteny kiha)
Ny fiteny giha na fiteny kiha dia fiteny banto tenenin' ny mponina miisa 990 000 (taona 2001) ao amin' ny tapany andrefan' i Tanzania. Manakaiky dia manakaiky ny fiteny kiniaroanda sy ny fiteny kirondy io fiteny io. Ny Roandey izay nifindra tsy fidiny tany Tanzania, vokatry ny adim-poko, no nipoiran' ny fiteny giha.