Fiteny jodeô-arameana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny fiteny jodeô-arameana dia ny vondron' ireo fiteny sy endri-piteny isam-paritra arameana izay notetenin' ny Jiosy. Toy ny ankamaron' ny fiteny nampiasain' ny Jiosy dia ahitana ny akon' ny fiteny hebreo ireo fiteny ireo. Atao hoe ארמית / aramit, ("arameana") ireo fiteny ireo amin' ny teny hebreo.