Fiteny iôroba

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny ioroba)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny fiteny iôroba dia fiteny ao Afrika Andrefana isan'ny vondrom-piteny iôroboida. Isan'ny fianakaviam-piteny nizero-kongoley io vondrom-piteny io. Ao Nizeria no tena maro olona miteny ioroba.