Fianakaviam-piteny dôgôna

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny dôgôna)

Ny fianakavikam-piteny dôgôna dia sampana amin' ny fianakaviamben' ny fiteny nizera-kôngô. Mpiteny miisa 600 000 eo no mapiasa azy ireo any Borkina Fasô sy Maly. Raha ny marina dia fitambarana fitenim-paritra mihoatra ny roapolo izy io indraindray azo takarina, miaraka amin' ny fitenim-paritra maro isaky ny tanàna. Ireto avy ireo fiteny ireo: fiteny ampary, fiteny ana tinga, fiteny bankana tey, fiteny bena tey, fiteny bôndoma dôma, fiteny bonôza, fiteny dôgola dôma, fiteny dônô sô, fiteny jamsay, fiteny mômbô, fiteny nanga dama, fiteny tebola ora, fiteny tene kana, fiteny tiraniza diga, fiteny tômô sô, fiteny tômô kana, fiteny tôrô sô, fiteny tôrô tego, ary fiteny ianda dôma.