Fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Tahan'ny mponina miteny amin'ny fiteny aostraliana

Ny fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia dia vondrom-pianakaviam-piteny maro sy fiteny manirery maro ao Aostralia sy ny nosy manodidina, afa-tsy i Tasmania. Ny fifandraisan'ireo fiteny ireo dia tsy fantatra mazava.

Ny ankamaroan'ny fitenin'ny tompon-tanin'i Aostralia dia azo avondrona anatin'ny fianakaviam-piteny pama-niongàna, izay ahitana ny 90%n'ny velaran-tanin'i Aostralia. Ny sisa hafa dia mitsinjara amin'ny fianakaviam-piteny miisa 27 izay hita any amin'ny faritra farany avaratra.