Hankany amin'ny vontoatiny

Fitôterapia

Avy amin'i Wikipedia
Ahidronono na zanraobera (Euphorbia hirta)

Ny fitôterapia dia fomba fitsaboana mitrandraka ny toetran' ny zavamaniry mba hisorohana na hanamaivanana na hitsaboana aretina. Mampiasa zavamaniry amin' ny endrika isan-karazany izy io, manomboka amin' ny tambavy tsotra ka hatramin' ny fitrandrahana manara-penitra amin' ny farmakôlôjia môderina. Mifanohitra amin' ny fanafody voatr' olombelona io sehatra io izay miankina amin' ny fiaraha-miasan' ny singa maro hita ao amin' ny zavamaniry iray. Amin' izao fotoana izao dia eken' ny siansa izy io noho ny fahombiazany amin' ny fitsaboana ny fikorontanan' ny fahasalamana mpahazo andavanandro, ary mitaky ny fampiasana voara-maso mba hisorohana ny fifanoheran' ny fanafody.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]