Hankany amin'ny vontoatiny

Fisiana

Avy amin'i Wikipedia

Ny teny hoe fisiana dia manana hevitra mampiroaroa saina sady maro hevitra. Amin' ny fiteny andavanandro, ity teny ity dia manondro ny fanana ny toetran' ny zavatra azo tsapaina, koa noho izany dia ampiasain' ny filôzôfa maro amin' ny fomba tsy voafaritra io teny io.

Ao amin' ny metafizika, indrindra fa ao amin' i Tômasy avy any Akoino, dia mifameno amin' ny teny hoe "fiziana" izy, ka ny fiziana amin' izany dia ny hevitra momba ny zavatra, ny maha izy azy tsy miankina amin-javatra hafa "ao amin' ny tenany" ary ny fisiana dia ny toetra maha ao amin' ny zava-misy marina, ny toetra maha noforonina ho an' ny mpino.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]