Filoham-pirenen' i Ginea

Avy amin'i Wikipedia
Mamadi Doumbouya

Ireto ny filoham-pirenen' i Ginea nifandimby:

  • Ahmed Sékou Touré (teraka tamin' ny taona 1922 ary maty tamin' ny taona 1984; nitondra tamin' ny taona 1958 hatramin' ny 1984);
  • Louis Lansana Beavogui (teraka tamin' ny taona 1923 ary maty tamin' ny taona 1984; nitondra tamin' ny 26 Marsa hatramin' ny 2 Avrily 1984, mpitondra vonjimaka);
  • Lansana Conté (teraka tamin' ny taona 1934 ary maty tamin' ny taona 2008; nitondra tamin' ny taona 1984 hatramin' ny 2008);
  • Moussa Dadis Camara (teraka tamin' ny taona 1964; nitondra tamin' ny taona 2008 hatramin' ny 2009);
  • Sékouba Konaté (teraka tamin' ny taona 1964; nitondra tamin' ny 15 Janoary hatramin' ny 21 Desambra 2010, mpitondra vonjimaika);
  • Alpha Condé (teraka tamin' ny taona 1938; nitondra tamin' ny taona 2010 hatramin' ny 2021);
  • Mamadi Doumbouya (teraka tamin' ny taona 1980; nitondra naomboka tamin' ny taona 2021).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]