Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny Dinan'ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalàna hanafika.
Firenena mpikambana[hanova | hanova ny fango]
| Firenena | Vondrona | Masoivoho |
|---|---|---|
| Azia-Pasifika | Liu Jieyi | |
| Eoropa andrefana ary hafa | Samantha Power | |
| Eoropa andrefana ary hafa | Gérard Araud | |
| Eoropa andrefana ary hafa | Mark Lyall Grant | |
| Eoropa atsinanana | Vitali Churkin |