Aller au contenu

Filahiana

Avy amin'i Wikipedia
Taovam-pananahan'ny lehilahy

Ny filahiana na tabory na lataka dia taovam-pananahan' ny lehilahy na ny biby lahy sasany ahafahany miray amin' ny vehivavy. Io ihany koa no ahafahany mamany. irefy eo amin' ny 12 sm ka hatramin' ny 20 sm izy io arakaraka ny olona. Maro ny anarana iantsoana azy io araky ny toerana na faritra eto Madagasikara.