Aller au contenu

Fihinana olona

Avy amin'i Wikipedia
Fahavalo novonoina sy natono tany Amerika Atsimo - sary sokitra nataon' i Theodor de Bry (1592)

Ny fihinanana olona dia fihinanana tenan' olombelona , izéany hoe kanibalisma eo amin' ny samy olombelona, araka ny fomba fanao izay mety hahitana fahasamihafana maro arakaraka ny sivilizasiôna sy ny vanim-potoana ara-tantara ary ny olona. Ao amin' ny fiarahamonina maro dia manana anjara asa ara-pombafomba na majika izy io. Mety ho fifampihinanan' ny samy mpiaramonina (endôkanibalisma) na fihinanana ny olona ao amin' ny vondrona ivelany na fahavalo (eksôkanibalisma). Fenitra ao amin' ny fiarahamonina nentim-paharazana izay nampihatra azy izy io nefa heverina ho heloka bevava ao amin' ny fiarahamonina ankehitriny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]