Hankany amin'ny vontoatiny

Fiheverana momba an' Andriamanitra

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiheverana momba an' Andriamanitra ao amin' ny fivavahana mônôteista sy panteista ary panenteista - na ny andriamanitra fara tampony ao amin' ny fivavahana henôteista - dia mety hiitatra amin' ny ambaratonga samihafa:

Niseho tany am-piandohan' ny vanim-potoana helenistika ny soritra maro voalohany momba ny fiheverana mônôteista an' Andriamanitra, avy amin' ny henôteisma sy ny mônisma (indrindra tao amin' ny fivavahana tatsinanana). Amin' ny zavatra sy fanahy izay nataon' ny fivavahana sy ny rafi-pinoana ho andriamanitra, tamin' ny vanim-potoana rehetra, ny fepetra iraisan' izy ireo dia ny faneken' ny vondron' olona (vondrona tokana na maro) ireo zavatra sy fanahy ireo ho andriamanitra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]