Fihamy
Fiseho
Ny fihamy dia zavamaniry mamony isan-karazany ao amin' ny vondron-karazana Ficus, ao amin' ny fianakaviana Moraceae. Indreto ny karazana antsoina amin' io anarana io:
- ny Ficus grevei,
- ny Ficus assimilis (na Ficus guatteriifolia teo aloha).