Fifanarahan'ny Atlantika Avaratra
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Fifanaran'ny Atlantika Avaratra dia ny fifanarahana nampahatsangana any fikambanana OTAN. Nosoniavina tao Washington tamin'ny 4 Aprily 1949 io fifanarahana io. Ny firenena roa ambin'ny folo izay nanasonia io fifanarahana io dia lasa firenena mpikamban'ny OTAN taty aoriana.