Fiangonana ortodoksa teoahedo eritreana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Eritrean Orthodox Cross.jpg

Ny Fiangonana ortodoksa teoahedo eritreana dia fiangonana antekalkedoniana mahaleotena. Miombona ao amin'ny Fiangonan'ny konsily telo izy. Ny filohan'ny fiangonana dia mitondra ny anaram-boninahitra hoe Patriarkan'i Eritrea sady manana ny trano fonenany ao Asmara. Teo ambany fahefan'ny Fiangonana etiopiana ortodoksa io fiangonana io taloha nefa nifarana tamion'ny taona 1993 izany rehefa nahaleo tena izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]