Fianakaviam-piteny japonika

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Fitsinjaran'ny fiteny japonika

Ny fiteny japonika dia fianakaviam-piteny madinika izay mamondrona ny fiteny japoney sy fitenim-paritra maro hafa ao Japàna toy ireo fiteny riokio.