Hankany amin'ny vontoatiny

Ferdinand Magellan

Avy amin'i Wikipedia
Ferdinand Magellan
Ankapobeny
AnaranaTsy fantatra
Teraka1485
Toerana-
Maty27 Aprily 1521
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Portogaly
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Ferdinand Magellan (fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Fernando Magellan, Portogey Fernão de Magalhães, espaniola: Fernando de Magallanes; teraka talohan'ny taona 1485, angamba tao Vila Nova de Gaia, Fanjakan'i  Portogaly; maty tamin'ny 27 Aprily 1521 tao Mactan,  Filipina) dia mpitaingin-tsambo portogey izay, notendren'ny Satroboninahitra Espaniola, no nanomboka ny fivezivezena an-dranomasina voalohany voarakitra ara-tantara manerana ny tany.

Ny diany, na dia tsy nokasaina tany am-boalohany aza, dia nanome ny porofo farany sy azo ampiharina momba ny endrika boribory efa fantatra amin'ny Tany. Ny tena tanjony dia ny fikarohana lalana andrefana mankany amin'ny Nosy Zava-manitra, izany hoe, lalana eo anelanelan'ny Ranomasimbe Atlantika sy ny Ranomasimbe Atsimo, izay fantatry ny Eoropeana amin'ny anarana hoe Ranomasimbe Pasifika nanomboka tamin'ny taona 1513.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]