Hankany amin'ny vontoatiny

Faritra Indômaley

Avy amin'i Wikipedia
Faritra Indômaley

Ny Faritra Indômaley na Indômalezia dia iray amin' ny faritra biôjeôgrafika valo an-tanety. Manomboka iany Pakistàna any andrefana, any atsimo sy atsinanan' i Sina, mamakivaky ny Zana-kôntinanta Indiana, ary mamakivaky an' i Indônezia, anisan' izany i Java, i Borneo, ary i Bali, ka hatrany Filipina. Mifarana any amin' ny Tsipik' i Wallace izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]