Faritanin' Antananarivo

Avy amin'i Wikipedia
Faritanin' Antananarivo

Ny Faritanin' Antananarivo dia faritany malagasy misy ny renivohitr' i Madagasikara. Ny velarantaniny dia 58 283 km2. Ny isa-mponiny dia misy 4 580 788 (tamin' ny Jolay 2001). Ny renivohiny dia Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara koa. Ny Faritanin' Antananarivo irery no faritany tsy manana morontsiraka amin' ny faritanin' i Madagasikara. Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy nohajaina aza izany.

Distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]

  1. Distrikan' Ambatolampy
  2. Distrikan' Ambohidratrimo
  3. Distrikan' Andramasina
  4. Distrikan' Anjozorobe
  5. Distrikan' Ankazobe
  6. Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano
  7. Distrikan' Antananarivo-Avaradrano
  8. Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
  9. Distrikan' Antanifotsy
  10. Distrikan' Antsirabe II
  1. Distrikan' Antsirabe I
  2. Distrikan' i Arivonimamo
  3. Distrikan' i Betafo
  4. Distrikan' i Faratsiho
  5. Distrikan' i Fenoarivobe
  6. Distrikan' i Manjakandriana
  7. Distrikan' i Miarinarivo
  8. Distrikan' i Soavinandriana
  9. Distrikan' i Tsiroanomandidy

Ny faritra sy ny distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo[hanova | hanova ny fango]

Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Misy faritra efatra ny ao amin' ny Faritanin' Antananarivo: Faritra Itasy, Faritra Analamanga, Faritra Bongolava, Faritra Vakinankaratra, Faritra Itasy, Faritra Analamanga, Faritra Bongolava, Faritra Vakinankaratra.

Faritra Analamanga[hanova | hanova ny fango]

Ireto avy ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga:

Faritra Bongolava[hanova | hanova ny fango]

Roa ny isan' ny diatrika ao amin' ny Faritra Bonglava:

Faritra Itasy[hanova | hanova ny fango]

Voazara ho distrika telo ny Faritra Itasy:

Faritra Vakinankaratra[hanova | hanova ny fango]

Ny Faritra Vakinankaratra dia voazara ho distrika enina :

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]