Faritan'i Delhi

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka India ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Qutb Minar

Ny faritan'i Delhi, na amin'ny fomba lavalava kokoa Faritan'ny renivohi-pirenena Delhi (amin'ny fiteny anglisy National Capital Territory of Delhi) dia anisan'ny faritany fiton'i India. Any avaratr'i Indian no misy azy, eo moron'ny renirano Yamuna, tanàna faharoa aorian'i Mombai, enina ambin'ny folo tapitrisa ny isam-ponina tamin'ny fanisana farany, izany hoe tamin'ny 2011. Voazara telo ny faritan'i Delhi : Delhi, New Delhi ary ny Canton an'i Delhi, hatry ny fanovana lalam-paorenanan natao tamin'ny 1991, manana ny antenimieran-dalàna ho azy ilay faritany, fa voafetra ny fahefany.