Farihin' Ampasimbato
Fiseho
14°05′35″S 50°08′03″E / 14.093030°S 50.134030°E
Farihin' Ampasimbato dia farihy 50 km avaratr'i Sambava, Faritra Sava,[1] ao amin’ny kaominina Bemanevika no misy azy.
Voay no mipetraka any.
14°05′35″S 50°08′03″E / 14.093030°S 50.134030°E / -14.093030; 50.134030
Farihin' Ampasimbato dia farihy 50 km avaratr'i Sambava, Faritra Sava,[1] ao amin’ny kaominina Bemanevika no misy azy.
Voay no mipetraka any.